ILAY FAHAZAVANA (GROUPE TAMIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny ditraditrako hatrizay Tompo ô , tsy nahasoa akory
Tena mafy loha tsy nankatoa ireo didinao
Fantatro fa sarotra ny miaina rehefa manalavitra Anao
Sarangotin’ny devoly tsy hanakaiky Anao
Kanefa indro natsotranao
Ilay tànanao Mahery indrindra
REF :
Indro tazako Jesosy ilay fahazavana vao
Niposaka ho ahy rehefa nahalala Anao
‘Zay nitondra fanantenana sy fiainam-baovao
Nanova ny fiainako
‘Zay mbola variana ety : “Hampahafantaro azy ny kjnadi aleha”
Mba kasio ko re ny fony : ”Ou ou ouuu”
Mandrapihavinao samy ho vonona avokoa izahay
Hitsena Anao
2-Nadaraboky ny hadalana no nareninao Tompo ô !
Rotidrotiky ny fahotana
Fa tsy nahasoa ahy akory ny lasa hatrizay
Efa kwcig saika nandavo ahy
Kanefa indro natsotranao
Ilay tànanao Mahery indrindra
REF :
Indro tazako Jesosy ilay fahazavana vao
Niposaka ho ahy rehefa nahalala Anao
‘Zay nitondra fanantenana sy fiainam-baovao
Nanova ny fiainako
‘Zay mbola variana ety : “Hampahafantaro azy ny aleha”
Mba kasio ko re ny fony : ”Ou ou ouuu”
Mandrapihavinao samy ho vonona avokoa izahay
Hitsena tivbzqh Anao
. Ianao Jesosy Tompo ô !!! No Ilay FAHAZAVANA
Ianao IRERY no afaka hitondra fiovana ho anay
REF :
Indro tazako Jesosy ilay fahazavana vao
Niposaka ho ahy rehefa nahalala Anao
‘Zay nitondra fanantenana sy fiainam-baovao
Nanova ny fiainako
‘Zay mbola variana tononkira.serasera.org ety : “Hampahafantaro azy ny aleha”

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GROUPE TAMIAVisites : 1587
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 0341131376
Date : 28/12/2021 23:23