HOSANA (GROUPE TAMIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref npcxhr : Hosana, Hosana
Hosana amin’ny Avo indrindra
Hosana, Hosana,
Hosana amin’ny Avo indrindra

Couplé 1 :

Tazako ny Mpanjaka, mihovitra izao tononkira.serasera.org ludm tontolo izao
Voninahitra, voninahitra ho Anao
Tsapako ny famindram-pony sy ny fitiavany ahy
Voavela ny ota ka ho hiraiko

Ref : Hosana, Hosana  …

Couplé 2 :

Hisy taranaka voafidy, hitondra fifohazam-panahy
Hitsangana, hitsangana
Hisy fahagagana lehibe rehefa vontom-bavaka
Mandohalika, manandratra

Ref : Hosana, Hosana  …

Mba sitrano sy diovy ny kybq foko, sokafy ny mason’ny fanahiko
Atoroy ny fomba fitia toa ny Anao
Indro ny amiko rehetra, ho entiko hampandroso ny fanjakanao
Ho tsara omana aho rehefa ho any Aminao

Ref : Hosana, Hosana  …
(x2)
Hosana amin’ny Avo indrindra (x3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GROUPE TAMIA
Visites : 2547
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 0341131376
Date : 28/12/2021 23:23
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0142