Ampidiro aloha ny tenimiafina
HOSANA (GROUPE TAMIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Hosana, Hosana
Hosana amin’ny Avo indrindra
Hosana, Hosana,
Hosana amin’ny Avo indrindra
Couplé 1 :
Tazako ny Mpanjaka, mihovitra izao tontolo izao
Voninahitra, voninahitra ho Anao
Tsapako ny famindram-pony sy ny fitiavany ahy
Voavela ny ota tononkira.serasera.org ka ho hiraiko
Ref : Hosana, Hosana …
Couplé 2 :
Hisy taranaka voafidy, hitondra fifohazam-panahy
Hitsangana, hitsangana
Hisy fahagagana lehibe rehefa vontom-bavaka
Mandohalika, lxqrfw manandratra
Ref : Hosana, Hosana …
Mba sitrano sy diovy ny foko, sokafy ny mason’ny fanahiko
Atoroy ny fomba fitia toa ny Anao
Indro ny aoyak amiko rehetra, ho entiko hampandroso ny fanjakanao
Ho tsara omana aho rehefa ho any Aminao
Ref : Hosana, Hosana xvtslf …
(x2)
Hosana amin’ny Avo indrindra (x3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GROUPE TAMIAHits : 2347
Likes : 0 Like
Created by : 0341131376
Date : 28/12/2021 23:23