TALENTA (GROUPE TAMIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Shoum dourouroum (x8)
1)Tiako ry Tompo ny talenta homenao ahy
Hoentiko hanompo mandrampialam-pofonaiko
Amin’ny mozika sy ny hira ary ny onoxr feo
Hataoko izany fa na rahoviana aho tsy ho leo
Nefa ry Tompo hiderako Anao
Fa tsy ho ahy na reharehako izany
Ny talenta hananako no indro hampiasaiko,
Ho fankasitrahako Anao
Ref : Ny fo sy feo omeko raiso
Ny mihoatra mbola hantenaiko
Ny anio sy omaly mbola handrandraiko
Mba hitondra fifalian’ny afjl saiko
Ou ou ou ouhhh …
2)Ny fahasoavanao hatrizay Jesosy ô,
Tsy ho voatanisako ary tsy ho voavaliko
Fa tononkira.serasera.org ny talenta no injao hampiasaiko
Hanaporofoiko ny fitiavako Anao
Nefa ry Tompo aza avela hiseho
Ny voninahitro fa ny Anao ihany
Ny talenta hananako no indro hampiasaiko,
Ho fankasitrahako Anao
Ref : Ny fo sy feo omeko raiso …
Fa antoka ho avotry ny fanahiko, ny fampiasako izany,
Talenta efa nomenao ahy izany
Faly ny foko izao,
Ary mandrakizay hihira ho Anao
Ref : Ny fo sy feo omeko raiso hzfo … (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GROUPE TAMIAVisites : 1169
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 0341131376
Date : 28/12/2021 23:23