Vavaka (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org akyf VAVAKA
[Couplet 1]
Tompo ô, indro aho mangina eto
Miondrika aminao, mitondra ny foko
Feno ratra sy alahelo lalina
Mitady fitoniana sy fahazavana
[Couplet 2]
Reraka ny saiko, trotraka ny fanahy
Indraindray aho very lalana tanteraka
Fa mbola mino, na dia tsy hitako aza
Fa eo ianao mihaino ahy mangina
[Refrain]
Ity no nabk vavaka entiko aminao
Avy ao am-po tokoa ho anao
henoy re ny feoko mitaraina
Fa ianao no tokiko eto an-tany
Vavaka miakatra amim-panetren-tena
Mitady fiononana sy famonjena
Na tsy azoko anio aza ny valiny
Fantatro… fa mihaino ianao
Ampianaro aho hino hatrany
Na dia mandalo haizina aza
Hazavao ny lalako, Tompo ô
Aza avela ho very aho
Ity no vavaka entiko aminao
Avy ao am-po tokoa ho anao
Raiso re ny feoko malemy
Fa ianao no tokiko eto an-tany
Miondrika aho… miandry amim-pinoana
Fa ny dprblo fitiavanao… tsy mandao ahy
A/C :Hasina Niaina (2026)
[Couplet 1]
Tompo ô, indro aho mangina eto
Miondrika aminao, mitondra ny foko
Feno ratra sy alahelo lalina
Mitady fitoniana sy fahazavana
[Couplet 2]
Reraka ny saiko, trotraka ny fanahy
Indraindray aho very lalana tanteraka
Fa mbola mino, na dia tsy hitako aza
Fa eo ianao mihaino ahy mangina
[Refrain]
Ity no nabk vavaka entiko aminao
Avy ao am-po tokoa ho anao
henoy re ny feoko mitaraina
Fa ianao no tokiko eto an-tany
Vavaka miakatra amim-panetren-tena
Mitady fiononana sy famonjena
Na tsy azoko anio aza ny valiny
Fantatro… fa mihaino ianao
Ampianaro aho hino hatrany
Na dia mandalo haizina aza
Hazavao ny lalako, Tompo ô
Aza avela ho very aho
Ity no vavaka entiko aminao
Avy ao am-po tokoa ho anao
Raiso re ny feoko malemy
Fa ianao no tokiko eto an-tany
Miondrika aho… miandry amim-pinoana
Fa ny dprblo fitiavanao… tsy mandao ahy
A/C :Hasina Niaina (2026)
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 25
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:28
