Fanahy Masina (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! midina ety
Fanahy Masina ô! midina manetreha
Izao fotoana izao, hatrehinao
Fanahy Masina ô! feno izahay
Ref : Fa mila ny herinao izahay, fanahy masina ô!
Aoka hanenika ato anatinay ny afonao
Ampidino eto anio ny voninahitrao
Mba hatonga anay olom-baovao, manomboka izao
Fa Ianao ilay mpanova fiainana
Mitoera re! ato anatinay
Fanahy ô! avy mamenoa
Fanahy ô! avy manatreha
Izao fotoana izao, aoka ho feno Anao
Ka ny hositrao no hirotsaka
Ref : Fa mila ny herinao izahay, fanahy tononkira.serasera.org masina ô!
Aoka hanenika ato anatinay ny afonao
cfjyfy Ampidino eto anio ny voninahitrao
lrth Mba hatonga anay olom-baovao, manomboka izao
eixj Fa Ianao ilay mpanova fiainana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Hiakan'ny Avo MpandresyVangy : 23
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rado1349
Daty : 28/09/2026 17:20