Fanahy Masina (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! midina ety
Fanahy Masina ô! midina manetreha
Izao fotoana izao, hatrehinao
Fanahy Masina ô! feno izahay
Ref : Fa mila ny herinao izahay, fanahy masina ô!
tixwysi Aoka hanenika ato anatinay ny afonao
Ampidino eto anio ny voninahitrao
uxibff Mba hatonga anay olom-baovao, manomboka izao
tononkira.serasera.org Fa Ianao ilay mpanova fiainana
Mitoera re! ato anatinay
Fanahy ô! avy mamenoa
Fanahy ô! avy manatreha
Izao fotoana izao, aoka ho feno Anao
Ka ny hositrao no hirotsaka
Ref : Fa mila ny herinao izahay, fanahy masina ô!
Aoka hanenika ato anatinay ny afonao
Ampidino eto anio ny voninahitrao
Mba hatonga anay olom-baovao, manomboka izao
xiggpuxx Fa Ianao ilay mpanova fiainana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Hiakan'ny Avo MpandresyHits : 24
Likes : 0 Like
Created by : Rado1349
Date : 28/09/2026 17:20