Mpivahiny (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpivahiny isika, ka mandalo mbola hody
Ka tsinjovy ny dia, ho any an-danitra sa ho any amin'ny helo
Fa raha izahay yakqpqa misafidy e! dia ny eo an-tratra an'i Ray
Eo mantsy no misy ilay fiainana mandrakizay
Fiv : Kristianina ô! aza variana amin'ny rendrarendra
Fa salobona ireny, misarika anao mba ho very
Fa mandalo ihany izao, ny fiainana sy ny filany e!
Aza kivy aza reraka, mandrosoa re ianao mba hibebaka
Hazakazaka tononkira.serasera.org mantsy ny fiainana ety an-tany
Na ny ho any an-danitra na ny makany amin'ny helo
Fa izao lusyojnu re no hafatra tiako lazaina ho hambara aminao
Ka fadio re ny ratsy dia ho voavonjy ianao

Ry olombelona ô! mazotoa ianao mahareta
Amin'ny fivavahana sy fahamasinana hoy ny Tompo
Fa ety an-tany anie no misy ny fahoriana
Fa rehefa an-danitra any, migoka fifaliana

tcnrflvp Fa salobona ireny, misarika anao mba ho very

Merci à Dieu
A/C : Radoniaina Angelo

--------
Rohy:
Hevitra
Rado1349
(
04/09/2024 18:52)
Efa hoavy ny Tompo e! mila mihomana avokoa mba tsy hisy fatiantoka
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Hiakan'ny Avo MpandresyVangy : 931
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rado1349
Daty : 04/09/2024 18:50