Aza kivy (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mulmnl Raha sendra trotraka ianao
Dia tsarovy fa tsy hkwfyj ho irery ianao
Raha sendra maloka
Atolory Azy ny fiainanao
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Raha very hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao tononkira.serasera.org no aza adino
Fa ny Tompo anie tsy hanary anao
Raha very hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao no aza adino
Fa ny Tompo anie dia momba anao
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Jesosy ihany no fidio
Fa Izy ihany no vahaolanao
Fa Izy irery no tsy miova
Omaly anio jgswqdz ary mandrakizay
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Dia tsarovy fa tsy hkwfyj ho irery ianao
Raha sendra maloka
Atolory Azy ny fiainanao
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Raha very hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao tononkira.serasera.org no aza adino
Fa ny Tompo anie tsy hanary anao
Raha very hevitra ianao
Amin’ity fiainana ity
Dia izao no aza adino
Fa ny Tompo anie dia momba anao
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
Jesosy ihany no fidio
Fa Izy ihany no vahaolanao
Fa Izy irery no tsy miova
Omaly anio jgswqdz ary mandrakizay
Refrain :
Aza kivy foana
Fa mbola eo ilay Tomponao
Aza miandry fotoana
Hoe rahampitso lava izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Hiakan'ny Avo MpandresyVisites : 206
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rado1349
Date : 28/04/2026 16:46
