Fanahy Masina (Groupe Hiakan'ny Avo Mpandresy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! midina ety
Fanahy Masina ô! midina manetreha
Izao fotoana izao, hatrehinao
Fanahy Masina ô! zpcmwgk feno izahay
Ref : Fa mila ny herinao izahay, pcnz fanahy masina ô!
Aoka hanenika ato anatinay ny afonao
Ampidino eto anio ny voninahitrao
Mba hatonga anay olom-baovao, manomboka izao
Fa Ianao ilay mpanova fiainana
Mitoera re! ato anatinay
Fanahy ô! avy mamenoa
Fanahy ô! avy manatreha
Izao fotoana izao, aoka ho feno Anao
Ka ny hositrao no hirotsaka
Ref : Fa mila ny herinao izahay, fanahy masina ô!
Aoka hanenika ato anatinay ny afonao
Ampidino eto anio ny voninahitrao
Mba hatonga anay olom-baovao, manomboka izao
Fa Ianao tononkira.serasera.org ilay mpanova fiainana
kulfym Mitoera re! ato anatinay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Hiakan'ny Avo MpandresyVisites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rado1349
Date : 28/09/2026 17:20