Mifona (Groupe Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo ô ! Tsy mendrika aho
Ny hanonona tononkira.serasera.org ny anaranao
nplwm Noho ireo fahotana vitako teo imasonao Ray ô
Nandritra ny fiainako taloha
Ref : Mifona aho, mifona aho Tompo ô
Tsy hamerina intsony irony lasako ( in-2)
2- Ray ô ! Misaotra Anao aho
Noho ny namelanao ireo ratsy vitako
gkwdc csss Raha tsy Hianao no namafa izany, d’efa simba ny hoaviko
Ka indro aho, tano aho ho Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe FinoanaVangy : 296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 21/01/2026 05:41