Mifona (Groupe Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo ô ! Tsy mendrika aho
Ny hanonona ny anaranao
Noho ireo fahotana vitako teo imasonao Ray ô
Nandritra ny tononkira.serasera.org fiainako taloha
qowzfap Ref : Mifona aho, mifona aho Tompo ô
nhlw njxozrz Tsy hamerina intsony irony lasako ( in-2)
2- Ray ô ! Misaotra Anao aho
Noho ny namelanao ireo ratsy vitako
Raha tsy Hianao no namafa izany, d’efa simba ny hoaviko
Ka indro aho, tano aho ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe FinoanaHits : 297
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 21/01/2026 05:41