Jesoa no tiako (Groupe Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy izaho mihitsy tononkira.serasera.org no hiaroaro
    Amireo ratsy fahavalo
   ibzcv  Na iza hitsara tsy hanenjika
    Tsy mba ibqbpsiv hivadika aho fa hanompo hatrany

Ref : Jesoa ! Jesoa ! Jesoa ! Jesoa !
        Ny antsika jiaby e !
      upmetgfe   Jesoa ! Jesoa !
        Jesoa no tiako ee

2- Nomenao hery mba handresy
    Devoly ratsy fetsifetsy
    Nomenao hery fahefana aho e
    Handrodana ireo mandan’i satana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Finoana
Vangy : 372
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 20/01/2026 08:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494