Jesoa no tiako (Groupe Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy izaho mihitsy no hiaroaro
Amireo ratsy fahavalo
Na iza hitsara tsy hanenjika
Tsy mba hivadika aho fa hanompo hatrany
Ref : Jesoa ! ujsaykl Jesoa ! Jesoa ! Jesoa !
iiejzm Ny antsika jiaby e !
Jesoa ! qvoj Jesoa !
Jesoa no tiako ee
2- Nomenao hery mba handresy
Devoly ratsy fetsifetsy
Nomenao hery tononkira.serasera.org fahefana aho e
Handrodana ireo mandan’i satana
Amireo ratsy fahavalo
Na iza hitsara tsy hanenjika
Tsy mba hivadika aho fa hanompo hatrany
Ref : Jesoa ! ujsaykl Jesoa ! Jesoa ! Jesoa !
iiejzm Ny antsika jiaby e !
Jesoa ! qvoj Jesoa !
Jesoa no tiako ee
2- Nomenao hery mba handresy
Devoly ratsy fetsifetsy
Nomenao hery tononkira.serasera.org fahefana aho e
Handrodana ireo mandan’i satana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe FinoanaHits : 307
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 20/01/2026 08:06
