Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fivavakay (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô henoy ny fivavakay sy fifonanay
Ka ireo alahelo ho soloinao vqmcawi fiononam-po

Ka ireo lfkymjj alahelo ho soloinao fiononam-po
Ampidino aminay ny fanazavan’ny fanahinao
Mba hazava toa maraina ny haizimpito ny fiainanay

Mba hazava toa maraina ny tononkira.serasera.org haizimpito ny fiainanay
Omeo hery izahay hatoky
Ny fitiavanao ry Jesosy
Ny finoanay hampiorenonao
AMPIO

Ampio izahay ho tia sy hanoa hatrany ireo teninao
Hanana fanantenana sy fiainana miramirana

Omeo toky ry Jesosy
Aoka hiorina wpnd aminao

"Ny fivavakay" Groupe Feo mitaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 17/06/2026 14:30