Fivavakay (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô henoy ny fivavakay sy fifonanay
Ka ireo alahelo ho soloinao fiononam-po

Ampidino aminay ny fanazavan’ny fanahinao
Mba hazava toa maraina ny haizimpito ny fiainanay

Omeo hery izahay hatoky
Ny fitiavanao ry Jesosy
Ny finoanay hampiorenonao
AMPIO

Ampidino aminay ny fanazavan’ny fanahinao
Mba hazava toa maraina ny haizimpito ny fiainanay

Ampio izahay ho tia sy hanoa hatrany ireo teninao
Hanana fanantenana sy fiainana miramirana

Omeo toky ry Jesosy
Aoka hiorina aminao
AMPIO

Ampio izahay ho tia sy hanoa hatrany ireo teninao
Hanana fanantenana sy fiainana miramirana

"Ny fivavakay" Groupe Feo mitaona
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Feo mitaona
Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 17/06/2026 14:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365