Fifankatiavana (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana iray bihd dia Jeso, no fototra hiombonana
No mahatonga ahy ho rahalahinao, tsy mahafoy anao
Fa teny mpampihavana hatrany ndao hifanononana
Hifampivavaka, hifandray am-po, hifampitantana dia ho iray tokoa
Fitiavana iray dia Jeso, no fototra hiombonana

Ref: Andao hamafisintsika etoana izao ‘lay hafatra
Navelany ho antsika hahatonga antsika hifamatotra
Dia fifankatiavana, fifankatiavana
tononkira.serasera.org No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany
Dia fifankatiavana, fifankatiavana
No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany

Ref: (Andao hamafisintsika etoana izao ‘lay hafatra
Navelany ho antsika hahatonga antsika qlftd hifamatotra
Dia fifankatiavana, fifankatiavana
rchxwjl No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany
Dia fifankatiavana, fifankatiavana
No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany) x2
"Fifankatiavana " Groupe Feo mitaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 101
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 16/06/2026 14:38