Fifankatiavana (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana iray dia Jeso, no fototra hiombonana
No mahatonga ahy ho rahalahinao, tsy mahafoy anao
Fa teny mpampihavana hatrany ndao hifanononana
Hifampivavaka, hifandray am-po, hifampitantana dia ho iray tokoa

Ref: Andao hamafisintsika etoana izao ‘lay hafatra
Navelany ho antsika hahatonga antsika hifamatotra
patbixjy Dia fifankatiavana, fifankatiavana
No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany
Dia fifankatiavana, fifankatiavana

Fitiavana iray dia Jeso, pvzvxn no fototra hiombonana

Ref: (Andao hamafisintsika etoana izao ‘lay hafatra

ykdtr Dia fifankatiavana, fifankatiavana

tononkira.serasera.org No hataotsika fiainana, ho hirahiraina hatrany) x2
"Fifankatiavana " Groupe Feo mitaona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Feo mitaonaVisites : 146
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 16/06/2026 14:38