Aody ry Gasikara (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aody e, ry mpiray tanindrazana
Miraisa hina asehoy ny fitiavana
Fa nomen-janahary ity firenena
Malagasy vonona hiavo-tena
Ilay gasikara eazeozhz tononkira.serasera.org tany tena tsara
Nosy tena soa tsy mana-tsahala
Madagasikara no tiana ambara ( Ho any Antsiranana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Any Toamasina)
Madagasikara no tiana ambara (Agny any Mahajanga)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Tonga eto Iarivo ianao)
Madagasikara no tiana ambara ( Ho any Fianarantsoa)
Madagasikara tsy mana-tsahala ( Toliara tsy miroro)
2. Aza mety ho kivin’izay adi-piainana
Andriamanitra tokany ihany itarainana
Fa Izy mihitsy no efa niteny
Raha mibebaka ianao dia tsy maintsy vonjeny
Ilay Gasikara tany tena tsara
Nosy tena soa tsy mana-tsahala
Madagasikara no tiana ambara ( Na ny any avatra)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Na ny any antsimo
Madagasikara no tiana ambara (Na ny any antsinana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Na ny any andrefana)
3.Fiaingàna e ajoroy ny faneva
Ry mino ô, sahia mahereza
Ilay Baiboly izay teny soa sady fiainana
qvqczgzc Mitondra hafaliana, mitory fiadanana
Ilay Gasikara tany tena tsara
Nosy tena soa tsy lawp mana-tsahala
Madagasikara no tiana ambara ( Na any avatra)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Na ny any antsimo any) Madagasikara no tiana ambara (Na avy antsinana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Na avy any andrefana)
4. Aody e ianao gasikarako ô !
Harena sarobidy holovain’ny taranaka
Fihavanana ihany no teny filamatra
Ilay Gasikara tany tena tsara
Nosy tena soa tsy mana-tsahala
Madagasikara no tiana ambara ( Handry fahalemana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Firenen-tsambatra)
Madagasikara no tiana ambara (Hitoetra amin’ny fahombiazana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Anjakan’ny fihavanana)
Madagasikara no tiana ambara (Gasikarako ôô)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Gasikarako ôô)

"Aody ry Gasikara " Groupe Feo mitaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 16/06/2026 15:40