Aody ry Gasikara (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aody e, ry mpiray tanindrazana
Miraisa hina asehoy ny fitiavana
Fa nomen-janahary ity firenena
Malagasy vonona hiavo-tena
knnzcshm Ilay gasikara tany tena tsara
Nosy tena soa tsy rmhoxy mana-tsahala
Madagasikara no tiana ambara ( Ho any Antsiranana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Any Toamasina)
Madagasikara no tiana ambara (Agny any Mahajanga)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Tonga eto Iarivo ianao)
Madagasikara no tiana ambara ( Ho any Fianarantsoa)
Madagasikara tsy mana-tsahala ( Toliara tsy miroro)
2. Aza mety ho kivin’izay adi-piainana
Andriamanitra tokany ihany itarainana
Fa Izy mihitsy no efa niteny
Raha mibebaka ianao dia tsy maintsy vonjeny
Ilay Gasikara tany tena tsara
Nosy tena soa tsy mana-tsahala
Madagasikara no tiana ambara ( Na ny any avatra)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Na ny any antsimo
Madagasikara no tiana ambara (Na ny any antsinana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Na ny any pdhbm andrefana)
3.Fiaingàna e ajoroy ny faneva
Ry mino ô, sahia mahereza
Ilay Baiboly izay teny soa sady fiainana
Mitondra hafaliana, mitory fiadanana
Ilay Gasikara tany tena tsara
Nosy tena soa tsy mana-tsahala
Madagasikara no tiana ambara ( Na any avatra)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Na ny any antsimo any) Madagasikara no tiana ambara (Na avy antsinana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Na avy any andrefana)
4. Aody e ianao gasikarako tononkira.serasera.org ô !
Harena sarobidy holovain’ny taranaka
Fihavanana ihany no teny filamatra
Ilay Gasikara tany tena tsara
Nosy tena soa tsy mana-tsahala
Madagasikara no tiana ambara ( Handry fahalemana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Firenen-tsambatra)
Madagasikara no tiana ambara (Hitoetra amin’ny fahombiazana)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Anjakan’ny fihavanana)
Madagasikara no tiana ambara (Gasikarako ôô)
Madagasikara tsy mana-tsahala (Gasikarako ôô)

"Aody ry Gasikara " Groupe Feo mitaona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Feo mitaonaHits : 159
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 16/06/2026 15:40