Fiaran-danitra (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Lalana mankaiza, lalana tonga aiza
Ny dihanareo ry olona, manotany anao?
tononkira.serasera.org Aza kivy, teneno hoe izy:
Hatrany andanitra ny farany hoe raha xxjkwv ny dianao
Misy fiaran-danitra mitondra anay mandeha
Tsy natao ho fawiju an’olo-tokana io na taxi be
Mandray hebdmp an’i Jesô ianao, zay no frais
De mihorona tsara mba ho hisan’ny passager
Misy fiara hiray izay milaza izy fa mandeha
Mahasitona olona, mahazo be dia be
Ny mpandeha aho tsy misy mandoha frais
Tsy fiaran-danitra io, fa fiharan’ny afobe

Lazaiko aminao fa io tsy mba misy arrêt
Izay midina am-pandehanana accidenté
Satana no avy ao aoriana manenjika mafy be

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe DanielaVangy : 3787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Michaela
Daty : 25/05/2007 17:59