Fiaran-danitra (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Lalana mankaiza, lalana tonga aiza
Ny dihanareo ry olona, manotany anao?
Aza kivy, teneno hoe izy:
Hatrany andanitra ny farany hoe raha tononkira.serasera.org ny dianao
Misy fiaran-danitra mitondra anay mandeha
Tsy natao ho an’olo-tokana io na taxi be
Mandray an’i dzewg Jesô bkznm ianao, zay no frais
De mihorona tsara mba ho hisan’ny passager
Misy fiara hiray izay milaza izy fa mandeha
Mahasitona olona, mahazo be dia be
Ny mpandeha ghfz aho tsy misy mandoha frais
Tsy fiaran-danitra io, fa fiharan’ny afobe

Lazaiko aminao fa io tsy mba misy arrêt
Izay midina am-pandehanana accidenté
Satana no avy ao aoriana manenjika mafy be

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe DanielaVisites : 3788
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Michaela
Date : 25/05/2007 17:59