AKOFA (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nokororohina toy ny akofa ianao
nifofofofo naelin`ny rivotra
dia niery teny fa efa rava hono ianao
soa ihany fa ny Tompo tsy mandao
Na lehibe aza ny ady atrehanao
dia ataony ahoana e!ny olana misy aminao
tsarovy fa Jeso efa niady ny adinao o o o
jitkix f`ianao kosa hangina an qjrcoxn !
Dia samy niandry ireo mpitazana
hoe maina ianao ho tany tononkira.serasera.org ngazana
vita hatreo fa izay no andrasany
tsy fantany fa mbola teo dqnypjjg ny Mpamonjy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe DanielaVangy : 26105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jemy
Daty : 12/10/2006 14:22