AKOFA (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nokororohina toy ny akofa ianao
nifofofofo naelin`ny rivotra
dia niery teny fa efa zbskup rava iazmhw hono ianao
soa ihany fa ny Tompo tsy mandao
Na lehibe aza ny ady atrehanao
tononkira.serasera.org dia ataony ahoana e!ny olana misy aminao
tsarovy fa Jeso efa niady ny adinao o o o
f`ianao kosa hangina an !
Dia samy niandry ireo mpitazana
hoe maina ianao ho tany ngazana
vita hatreo fa izay no andrasany
tsy fantany fa hjukbf mbola teo ny Mpamonjy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe DanielaHits : 26652
Likes : 0 Like
Created by : jemy
Date : 12/10/2006 14:22