AKOFA (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nokororohina toy ny akofa ianao
nifofofofo naelin`ny rivotra
dia niery teny fa efa rava tononkira.serasera.org hono ianao
soa ihany fa ny Tompo tsy mandao
Na bnvbcxw lehibe aza ny ady atrehanao
yhpehcaz dia ataony ahoana e!ny olana misy aminao
tsarovy fa Jeso efa niady ny adinao o o o
f`ianao kosa hangina an !
Dia samy niandry ireo mpitazana
hoe maina ianao ho tany ngazana
vita hatreo fa izay no andrasany
tsy fantany fa dsotg mbola teo ny Mpamonjy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe DanielaVisites : 26651
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jemy
Date : 12/10/2006 14:22