ANDAO HIHIRA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andao hihira, lmoey andao hihoby
urfnkx Hidera ilay mpanao izao tontolo izao
Venteso mafy hanakoako
Fa Azy irery anie ny voninahitra
REF:
Fa mendrik’Azy ny hoderaina
Mpanjakan ‘ny mpanjaka no ankalazaina
Ka ny aleloia sy ny hosanna
No hasandratray manakatra ny lanitra
2. Tsofy ny sodina sy ny farara
Ampiaraho tsara amin’ny gitara
tononkira.serasera.org Ao koa ny amponga sy ny valiha
No atolory nxzfjskv ho an’Ilay Mpanjaka tia
T&F: BERNARD Richard
urfnkx Hidera ilay mpanao izao tontolo izao
Venteso mafy hanakoako
Fa Azy irery anie ny voninahitra
REF:
Fa mendrik’Azy ny hoderaina
Mpanjakan ‘ny mpanjaka no ankalazaina
Ka ny aleloia sy ny hosanna
No hasandratray manakatra ny lanitra
2. Tsofy ny sodina sy ny farara
Ampiaraho tsara amin’ny gitara
tononkira.serasera.org Ao koa ny amponga sy ny valiha
No atolory nxzfjskv ho an’Ilay Mpanjaka tia
T&F: BERNARD Richard
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE MahajangaVangy : 1975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 18/10/2018 10:18
