Velona Jesosy (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Velona ny Tomponay
Ankalazaina sy ambaranay
Velona izay ao amin´ny Ray
qxibisym Velona mandrakizay
Ny anjely niteny hoe tsy ato intsony Jesosy anie
Mandehana ianareo mandeha any Galilia e
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno Jesosy Tompon´ny Tompo
Nitsangana, nitsangana tsy nahavoatana Azy tononkira.serasera.org ny fasana
Velona ny Tompontsika
Derao, hobio
Derao, ankalazao
Hobio sy torio
2. Derainay Ianao iestxp ry Ray
Derainay Jeso Tomponay
Velona ny finoanay
Ka avotra izahay
Lany fanahy i Maria nahita ny vato nikodia
Nivadi-po ny hbsis mpiambina satria foana ny fasana
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno ny Mpanjakan’ny mpanjaka
Resiny, resiny
Resiny ny fahafatesana
Velona ny Tompontsika
Hobio Izy, ankalazao Izy
Derao, ankalazao
Hobio sy torio
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Juin 2021)
Ankalazaina sy ambaranay
Velona izay ao amin´ny Ray
qxibisym Velona mandrakizay
Ny anjely niteny hoe tsy ato intsony Jesosy anie
Mandehana ianareo mandeha any Galilia e
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno Jesosy Tompon´ny Tompo
Nitsangana, nitsangana tsy nahavoatana Azy tononkira.serasera.org ny fasana
Velona ny Tompontsika
Derao, hobio
Derao, ankalazao
Hobio sy torio
2. Derainay Ianao iestxp ry Ray
Derainay Jeso Tomponay
Velona ny finoanay
Ka avotra izahay
Lany fanahy i Maria nahita ny vato nikodia
Nivadi-po ny hbsis mpiambina satria foana ny fasana
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno ny Mpanjakan’ny mpanjaka
Resiny, resiny
Resiny ny fahafatesana
Velona ny Tompontsika
Hobio Izy, ankalazao Izy
Derao, ankalazao
Hobio sy torio
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Juin 2021)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 21:18
