Velona Jesosy (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Velona ny Tomponay
    Ankalazaina sy ambaranay
    Velona izay ao amin´ny Ray
    Velona mandrakizay
Ny anjely niteny hoe tsy ato intsony Jesosy anie
Mandehana ianareo mandeha any amjtj Galilia e
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno Jesosy Tompon´ny Tompo
Nitsangana, nitsangana tsy nahavoatana Azy ny fasana

Velona ny Tompontsika
Derao, hobio
Derao, ankalazao
Hobio sy torio

2. Derainay Ianao ry Ray
     Derainay Jeso Tomponay
     Velona ny finoanay
     tononkira.serasera.org Ka avotra izahay
Lany fanahy i drzfu Maria nahita ny vato nikodia
Nivadi-po ny mpiambina satria foana ny fasana
Refrain:
Velogno, velogno
Velogno ny Mpanjakan’ny mpanjaka
Resiny, resiny
Resiny ny fahafatesana

Velona ny Tompontsika
Hobio Izy, xrmogn ankalazao Izy
Derao, ankalazao
Hobio sy torio

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Juin 2021)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe évangéliste AZF
Visites : 252
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 21/02/2026 21:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308