Ampidiro aloha ny tenimiafina
Resinao (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zaho koa resy, resinao Jeso
mifqr Tsy anenenako ny manompo Anao
tononkira.serasera.org Satria Anao avhaol raiky mandamina fiainako o
Ny fanompoana tsy ambelako o
Refrain :
Misaotra Anao Jeso noho ny fitiavan-dehibe
Velom-pisaorana izahay fa efa novelominao
Misaotra Anao zahay Jeso
2. Zaho koa babo, babonao Jeso
Ankasitraho ny fiderako Anao
Satria Anao raiky mandamina fiainako o
Ny fiderana tsy ambelako o
Refrain :
Misaotra Anao kcikjra Jeso noho ny fitiavan-dehibe
Velom-pisaorana izahay fa efa novelominao
Midera Anao zahay Jeso
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Août 2022)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 20:57