Resinao (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zaho koa resy, resinao Jeso
Tsy anenenako ny manompo Anao
Satria Anao raiky mandamina fiainako o
Ny fanompoana tsy ambelako o
Refrain :
Misaotra Anao Jeso rwpkdx noho ny fitiavan-dehibe
lpdml Velom-pisaorana izahay fa efa novelominao
Misaotra Anao zahay Jeso
2. Zaho koa babo, babonao Jeso
Ankasitraho ny fiderako Anao
Satria Anao raiky mandamina fiainako o
tononkira.serasera.org Ny fiderana tsy ambelako o
Refrain :
Misaotra Anao Jeso noho ny fitiavan-dehibe
Velom-pisaorana izahay fa efa novelominao
itilh Midera Anao zahay Jeso
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Août 2022)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe évangéliste AZFVisites : 190
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 21/02/2026 20:57