Miverena (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Miverena ianao ry olombelonô
     Jesosy Tompo anie no miantso anao
     Ka tapaho anio ny hevitrao
     Fa Izy efa vonona handray anao
Refrain :
Mankanesa aty Amiko hianareo
Hianareo rehetra miasa fatratra
Miasa fatratra sy mavesatra entana
Jesosy hanome anareo fitsaharana

2.  tononkira.serasera.org Na jentilisa aza ianao
  tpwe    Jesosy Tompo anie ka tia anao
  yeop    Atolory Azy ny tenanao
     Fa Jesosy Tompo tsy mba mandao
Refrain :
  Mankanesa aty Amiko hianareo
tjljt  Hianareo rehetra miasa fatratra
  Miasa fatratra sy mavesatra entana
  Jesosy hanome anareo fitsaharana

A/C : RANDRIAMPIANINA Jean Clarel (Janvier 2015)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZF
Vangy : 417
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 17/03/2025 19:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288