Miverena (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Miverena ianao ry tononkira.serasera.org olombelonô
Jesosy Tompo anie no miantso anao
Ka tapaho anio ny hevitrao
Fa Izy efa vonona handray anao
Refrain :
Mankanesa aty Amiko hianareo
Hianareo rehetra miasa fatratra
Miasa fatratra sy mavesatra entana
Jesosy hanome anareo fitsaharana
2. Na jentilisa aza ianao
Jesosy Tompo anie ewtyfzw ka tia anao
Atolory Azy ny tenanao
Fa Jesosy Tompo tsy mba mandao
Refrain :
Mankanesa aty Amiko hianareo
jksemcw Hianareo rehetra miasa fatratra
Miasa fatratra sy mavesatra entana
Jesosy dwxh hanome anareo fitsaharana
A/C : RANDRIAMPIANINA Jean Clarel (Janvier 2015)
Jesosy Tompo anie no miantso anao
Ka tapaho anio ny hevitrao
Fa Izy efa vonona handray anao
Refrain :
Mankanesa aty Amiko hianareo
Hianareo rehetra miasa fatratra
Miasa fatratra sy mavesatra entana
Jesosy hanome anareo fitsaharana
2. Na jentilisa aza ianao
Jesosy Tompo anie ewtyfzw ka tia anao
Atolory Azy ny tenanao
Fa Jesosy Tompo tsy mba mandao
Refrain :
Mankanesa aty Amiko hianareo
jksemcw Hianareo rehetra miasa fatratra
Miasa fatratra sy mavesatra entana
Jesosy dwxh hanome anareo fitsaharana
A/C : RANDRIAMPIANINA Jean Clarel (Janvier 2015)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe évangéliste AZFHits : 498
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 17/03/2025 19:53
