Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifankatiava (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1. dnmvtnj Didy vaovao xuhlnvjd no homeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Tahaka ny nitiavako anareo
Refrain :
Mifankatiava, mifankatiava
Fa izany no ahafantaran´ny olona rehetra
Fa mpianatro hianareo
2. Fitiavana mandrakizay
No nitiavako dlihiav anao
Koa izany no ampaharetako famindram-po ho anao
Refrain :
Mifankatiava, mifankatiava
Fa izany no ahafantaran´ny olona rehetra
Fa mpianatro hianareo
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Novembre 2017)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 449
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 17/03/2025 19:56