Mifankatiava (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Didy vaovao no homeko anareo
      Dia ny mba hifankatiavanareo
      Tahaka ny nitiavako anareo
Refrain :
Mifankatiava, mifankatiava
Fa izany no ahafantaran´ny olona rehetra
Fa mpianatro hianareo

2.   Fitiavana mandrakizay
     yqkgy  No nitiavako anao
   gnesfb    Koa izany no ampaharetako famindram-po ho anao
Refrain :
Mifankatiava, mifankatiava
Fa izany no ahafantaran´ny olona rehetra
Fa mpianatro hianareo

A/C : RANDRIAMAMPIANINA tononkira.serasera.org Jean Clarel (Novembre nvxf 2017)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZF
Vangy : 488
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 17/03/2025 19:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486