Ankino amin'i Jehovah (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na aiza aleha, ankino AminyNa inona hatao, matokia Azy
Ny fanompoanao, ankino Aminy
Ary ny finoanao, aoreno Aminy
Refrain :
Ankino amin´i Jehovah ny làlanao
Matokia Azy fa hataony tanteraka
Ankino amin´i Jehovah ny fiainanao
Fa hataony lavorary izay rehetra kasainao
2. Ny fanahiana, ankino Aminy
Ny tsy fisiana, matokia Azy
Na fijaliana, ankino Aminy
Fa ny fitahiana dia avy Aminy
Refrain :
Ankino amin´i Jehovah ny làlana
Matokia Azy fa hataony tanteraka
Ankino amin´i Jehovah ny fiainanao
Fa hataony lavorary izay rehetra kasainao
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Janvier 2021)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe évangéliste AZFHits : 155
Likes : 1 Like
Created by : Toavininosy
Date : 06/08/2025 08:31
