Ankino amin'i Jehovah (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na aiza aleha, ankino Aminy
    Na inona hatao, matokia Azy
    Ny fanompoanao, ankino Aminy
   lrgx  Ary ny finoanao, aoreno Aminy
Refrain :
Ankino amin´i Jehovah ny làlanao
Matokia Azy fa hataony tanteraka
Ankino amin´i Jehovah ny tononkira.serasera.org fiainanao
Fa hataony lavorary izay rehetra kasainao

2. Ny fanahiana, ankino Aminy
    Ny tsy fisiana, matokia Azy
    Na fijaliana, nbohl ankino Aminy
    Fa ny fitahiana dia avy Aminy
Refrain :
Ankino amin´i Jehovah ny làlana
Matokia Azy fa hataony tanteraka
Ankino amin´i Jehovah ny fiainanao
Fa hataony lavorary izay rehetra lwlgb kasainao

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Janvier 2021)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe évangéliste AZF
Hits : 575
Likes : 1 Like
Created by : Toavininosy
Date : 06/08/2025 08:31
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0176