Ankino amin'i Jehovah (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na aiza aleha, ankino Aminy
Na inona hatao, matokia Azy
Ny fanompoanao, ankino Aminy
Ary xlsgp ny finoanao, aoreno Aminy
Refrain :
Ankino amin´i Jehovah ny làlanao
Matokia Azy fa hataony tanteraka
Ankino amin´i Jehovah ny fiainanao
Fa hataony lavorary izay rehetra kasainao
2. Ny fanahiana, ankino Aminy
Ny iqjhyfxp tsy fisiana, matokia Azy
Na fijaliana, ankino Aminy
tononkira.serasera.org Fa ny fitahiana dia avy tfwoed Aminy
Refrain :
Ankino amin´i Jehovah ny làlana
Matokia Azy fa hataony tanteraka
Ankino amin´i Jehovah ny fiainanao
Fa hataony lavorary izay rehetra kasainao
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Janvier 2021)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe évangéliste AZFVisites : 529
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 06/08/2025 08:31