Tanora hono ka hoe (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maraina miposaka ny andro
Izy lasa tsy manao veloma
Manantena fiainam-baovao
Fa revy ihany no masaka ao an-tsainy
Zazavavy tsisy ho antenaina
Mifanjohy misarakorako eny
Endrik’anjely eidhivb fanahy tsy hay intsony
Toky fitaka lainga
Ref:
Fa ny ho aviny tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy tononkira.serasera.org hajany intsony
Tsy nisy nohenoina ’reo anatra nomena
Tanora hono ka hoe!
Ny ao an-trano tsy mahateny azy intsony
Ny manodidina tsy ho henoiny
Henatra ho an’ireo fianakaviana
Tsy tsapany izany fahoriana izany.
Ny any aoriana any mba hanao ahoana
Hiova ve sa ve zoxwqb ho very?
Hatanorana, fiainana mandalo
Ho lefy ihany atsy ho atsy
ref:
Fa ny ho aviny tsy fgipy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany intsony
.....
Izy lasa tsy manao veloma
Manantena fiainam-baovao
Fa revy ihany no masaka ao an-tsainy
Zazavavy tsisy ho antenaina
Mifanjohy misarakorako eny
Endrik’anjely eidhivb fanahy tsy hay intsony
Toky fitaka lainga
Ref:
Fa ny ho aviny tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy tononkira.serasera.org hajany intsony
Tsy nisy nohenoina ’reo anatra nomena
Tanora hono ka hoe!
Ny ao an-trano tsy mahateny azy intsony
Ny manodidina tsy ho henoiny
Henatra ho an’ireo fianakaviana
Tsy tsapany izany fahoriana izany.
Ny any aoriana any mba hanao ahoana
Hiova ve sa ve zoxwqb ho very?
Hatanorana, fiainana mandalo
Ho lefy ihany atsy ho atsy
ref:
Fa ny ho aviny tsy fgipy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany intsony
.....
--------
Lien:
