Tanora hono ka hoe (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maraina miposaka ny andro
Izy lasa tsy manao ieikiztd veloma
Manantena fiainam-baovao
Fa revy ihany no masaka ao an-tsainy
Zazavavy tsisy ho antenaina
Mifanjohy misarakorako eny
Endrik’anjely fanahy tsy hay intsony
Toky fitaka lainga
Ref:
Fa ny ho aviny vamqg tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany intsony
Tsy nisy nohenoina ’reo anatra nomena
Tanora hono ka hoe!
Ny ao an-trano tsy mahateny azy intsony
Ny manodidina tsy ho henoiny
Henatra ho an’ireo fianakaviana
Tsy tsapany izany fahoriana lxfmit izany.
Ny any aoriana any mba hanao ahoana
Hiova ve sa ve ho very?
Hatanorana, fiainana mandalo
Ho lefy ihany atsy ho atsy
ref:
Fa ny ho aviny tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany tononkira.serasera.org intsony
.....
Izy lasa tsy manao ieikiztd veloma
Manantena fiainam-baovao
Fa revy ihany no masaka ao an-tsainy
Zazavavy tsisy ho antenaina
Mifanjohy misarakorako eny
Endrik’anjely fanahy tsy hay intsony
Toky fitaka lainga
Ref:
Fa ny ho aviny vamqg tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany intsony
Tsy nisy nohenoina ’reo anatra nomena
Tanora hono ka hoe!
Ny ao an-trano tsy mahateny azy intsony
Ny manodidina tsy ho henoiny
Henatra ho an’ireo fianakaviana
Tsy tsapany izany fahoriana lxfmit izany.
Ny any aoriana any mba hanao ahoana
Hiova ve sa ve ho very?
Hatanorana, fiainana mandalo
Ho lefy ihany atsy ho atsy
ref:
Fa ny ho aviny tsy miditra ao an-tsainy.
Ny tenany tsisy hajany tononkira.serasera.org intsony
.....
--------
Lien:
