Eritreritra (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eritreritra mandalo no tonga tato an-tsaiko
Manambara tononkira.serasera.org ny fiarahantsika
Nofinofy ihany sisa satria tsy teo ianao
Alahelo sentosento no nianjady tamiko
’Zany angamba no fitia
Toa vhcmxu rivotra nafafy
Ka mitondra alahelo sy tomany
Aleoko ihan irery foana
Toy izay hangaihay
Hankarary sy hampijaly tena
Mieritreritra juhsif foana aho
Ka cewladi manontany tena hoe
Ahoana no mampijaly ny fitia
Tsy kilalao na vazivazy
Io fitiavana io
Na sangina ka atao kilalao foana
Manambara tononkira.serasera.org ny fiarahantsika
Nofinofy ihany sisa satria tsy teo ianao
Alahelo sentosento no nianjady tamiko
’Zany angamba no fitia
Toa vhcmxu rivotra nafafy
Ka mitondra alahelo sy tomany
Aleoko ihan irery foana
Toy izay hangaihay
Hankarary sy hampijaly tena
Mieritreritra juhsif foana aho
Ka cewladi manontany tena hoe
Ahoana no mampijaly ny fitia
Tsy kilalao na vazivazy
Io fitiavana io
Na sangina ka atao kilalao foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 6051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 18/11/2001 11:11
