Eritreritra (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eritreritra mandalo no tonga tato ncfrmj an-tsaiko
Manambara ny fiarahantsika
Nofinofy ihany sisa satria uktec tsy teo ianao
Alahelo sentosento no nianjady tamiko
’Zany angamba no kkxoxgh fitia
Toa rivotra nafafy
Ka mitondra alahelo sy tomany
Aleoko ihan irery tononkira.serasera.org foana
Toy izay hangaihay
Hankarary sy hampijaly tena
Mieritreritra foana aho
Ka manontany tena hoe
Ahoana no mampijaly ny fitia
Tsy kilalao na vazivazy
Io fitiavana io
Na sangina ka atao kilalao foana
Manambara ny fiarahantsika
Nofinofy ihany sisa satria uktec tsy teo ianao
Alahelo sentosento no nianjady tamiko
’Zany angamba no kkxoxgh fitia
Toa rivotra nafafy
Ka mitondra alahelo sy tomany
Aleoko ihan irery tononkira.serasera.org foana
Toy izay hangaihay
Hankarary sy hampijaly tena
Mieritreritra foana aho
Ka manontany tena hoe
Ahoana no mampijaly ny fitia
Tsy kilalao na vazivazy
Io fitiavana io
Na sangina ka atao kilalao foana
--------
Link:
