Hosana (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny lehiresty fa marina izany
Jesosy Kristy irery ihany
No ‘ndeha hoderaintsika hatrany bbjtmxer hatrany
Satria Izy namonjy antsika
Teo ambonin’ilay hazo fijaliana
Koa amin'ny fahavelomantsika izao
Ndeha hiara hidera izaho sy azxyyo hianao
Hanandratr’ilay hiakam-pihobiana hoe Hosana amin'ny Avo indrindra
Koa araraoty izao andro tononkira.serasera.org anio izao
Hifalifaly hihira sy handihy
Hidera an’Ilay Jesoa be fitia
Satria fiainam-baovao
Famindram-po nomeny ho ahy sy ho anao
Koa amin'ny fahavelomantsika izao
Ndeha hiara hidera izaho sy hianao
Hanandratr’ilay hiakam-pihobiana hoe Hosana amin'ny Avo indrindra
Hoooosana, Hoooosana
Hoooosana, amin’ny Avo indrindra
Hoooosana, hoooosana
Hanandratr’ilay hiakam-pihobiana hoe Hosana sjtch amin'ny Avo indrindra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)Vangy : 712
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AlphaTokiniaina
Daty : 02/10/2023 19:46