Hosana (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny lehiresty fa marina izany
Jesosy Kristy tononkira.serasera.org irery ihany
No ‘ndeha hoderaintsika hatrany hatrany
Satria Izy namonjy antsika
Teo cqigr ambonin’ilay hazo fijaliana
Koa amin'ny fahavelomantsika izao
Ndeha hiara hidera izaho sy hianao
Hanandratr’ilay hiakam-pihobiana hoe Hosana amin'ny Avo indrindra
Koa araraoty izao epoafghc andro anio izao
Hifalifaly hihira sy handihy
Hidera an’Ilay Jesoa be fitia
Satria fiainam-baovao
Famindram-po nomeny ho ahy sy ho anao
Koa amin'ny fahavelomantsika izao
Ndeha hiara hidera izaho sy hianao
Hanandratr’ilay hiakam-pihobiana hoe Hosana amin'ny Avo indrindra
Hoooosana, Hoooosana
Hoooosana, rmaox amin’ny Avo indrindra
Hoooosana, hoooosana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)Hits : 675
Likes : 0 Like
Created by : AlphaTokiniaina
Date : 02/10/2023 19:46