Matokia an'i Jehovah (GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,
F'aza miankina amin'ny fahalalanao
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny (ny) lalanao
Aza manao anao ho hendry; Matahora an'i Jehovah,
ka mifadia ny ratsy; Dia ho famelomana ny nofonao izany
Hoy jehovah, aza manadino ny throp lalàko
fa aoka ny fonao hitandrina ny patg didiko
Afehezo eo am-bozonao izany ary soraty ao amin'ny fo
Dia fitia sy fahalalana tsara no ho azonao eo anatrehany

Mankalazà an'i Jehovah amin'ny fanananao
dia ho feno mitafotafo ny fitoeram-barinao
aza manamavo ny famaizan'i Jehovah anao
Fa izay tian'i Jehovah no anariny

qfltfgpm ka mifadia ny ratsy; Dia ho famelomana ny nofonao izany
tononkira.serasera.org Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)Vangy : 859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AlphaTokiniaina
Daty : 02/10/2023 19:43