GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)

Nampiditra AlphaTokiniaina
13/09/2023 15:00
Hiran'i GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga) 13 Jereo eto
Vangy : 232
Mpankafy : 1 Ankafizo
Ny Groupe Artistique Sunlight Dia tarika mpitory ny Filazantsaran'i Jesosy Kristy.

Niorina tamin'ny taona 2013 tao Mahajanga, vokatrin'ny fitiavana hitory ny Filazantsara an-kira an'ireo mpianatrin'ny oniversite Mahajanga, i Noromboahangy sy Hasina RALAIAVY ay Rochelle dia niorina ny tarika.

Hevitra momba an'i GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga)

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i GrAS (Groupe Artistique Sunlight Mahajanga) (13)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0124