Tadiavo dieny izao (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay tsy mahita
Nefa mitady fiadanana tononkira.serasera.org
Atoroko ho anao anie dtenx cagbb
Fa Jesosy dia manana
Tadiavo dieny izao
Fa tsara Jesosy
Tadiavo dieny izao
Fa tsara Izy
Ho anao izay tsy mahita
Nefa mitady fiainana
Atoroko ho anao anie
Fa Jesosy dia fiainana
Tadiavo dieny izao
Fa tsara Jesosy
Tadiavo dieny izao zwctd
Fa tsara Izy
Nefa mitady fiadanana tononkira.serasera.org
Atoroko ho anao anie dtenx cagbb
Fa Jesosy dia manana
Tadiavo dieny izao
Fa tsara Jesosy
Tadiavo dieny izao
Fa tsara Izy
Ho anao izay tsy mahita
Nefa mitady fiainana
Atoroko ho anao anie
Fa Jesosy dia fiainana
Tadiavo dieny izao
Fa tsara Jesosy
Tadiavo dieny izao zwctd
Fa tsara Izy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GPlVangy : 1548
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramanampamonjyelie
Daty : 29/01/2018 14:13
