Ampy ho anay ny Fahasoavanao (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mangatsika, dia cminzvo ianao ray ô! 'lay manome ahy hafanana
raha haizim-pito, dia Ianao manome ahy hazavana
Raha sendra lalina 'zaho Ianao tsy sasatra maneho ahy fahagagana
Tsy anilanao aho Ray ô! miaina @ fahabangana
Anilanao aho Ray ô! Fiainam-piderana
Ampy ho anay ny fahasoavanao
N'inona n'inona tsisy atao hampanahy
Reharehako isan'andro fa Andriamanitry ny fanantenako Ianao

Ampy ho anay
Anilanao karakarainao izay rehetra misy pwaknov fahasimbana
Anilanao izay rehetra ho avy ambaranao ahy @ Fahitana
Anilanao tsy mahakasika ahy rehefa fahotana

Ampy ho anay ny ljuatwj fahasoavanao
N'inona n'inona tsisy atao hampanahy
Reharehako tononkira.serasera.org isan'andro fa Andriamanitry ny fanantenako Ianao
Ampy ho anay
Misaotra tompoko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GPlVisites : 1422
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ramanampamonjyelie
Date : 13/08/2020 11:59