Ampy ho anay ny Fahasoavanao (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mangatsika, dia ianao ray ô! 'lay manome ahy hafanana
raha haizim-pito, dia Ianao manome ahy hazavana
Raha sendra lalina 'zaho Ianao tsy sasatra maneho ahy fahagagana
Tsy anilanao aho Ray ô! tononkira.serasera.org miaina @ fahabangana
Anilanao aho Ray ô! Fiainam-piderana
Ampy ho anay ny fahasoavanao
N'inona n'inona tsisy atao hampanahy
Reharehako isan'andro fa Andriamanitry ny fanantenako Ianao

Ampy ho anay
Anilanao karakarainao izay rehetra misy fahasimbana
Anilanao izay rehetra ho avy ambaranao ahy @ Fahitana
Anilanao tsy mahakasika ahy rehefa fahotana
Tsy anilanao aho Ray ô! azmsk miaina @ fahabangana
Anilanao pxym fule aho Ray ô! Fiainam-piderana

Misaotra tompoko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GPlHits : 1422
Likes : 0 Like
Created by : ramanampamonjyelie
Date : 13/08/2020 11:59