Jesoa Kristy (Geremioh Randrianaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka tao tononkira.serasera.org jodia
Jesoa ilay Mesia
Zanak'Andriamanitra tokana
Izy avwtfnq ilay Kristy
Raha te ho voavonjy ianao
Manaraha Azy izao dia izao
Tsara n'y mibebaka
Ho voavonjy amin'ny heloka
Mpanota n'y oxfpx olombelona
Voaozona amin'ny heloka
Izy efa maty ho Anao
Ka araraoty izao fotoana izao ukel
Jesoa ilay Mesia
Zanak'Andriamanitra tokana
Izy avwtfnq ilay Kristy
Raha te ho voavonjy ianao
Manaraha Azy izao dia izao
Tsara n'y mibebaka
Ho voavonjy amin'ny heloka
Mpanota n'y oxfpx olombelona
Voaozona amin'ny heloka
Izy efa maty ho Anao
Ka araraoty izao fotoana izao ukel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Geremioh RandrianaivoVangy : 1510
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasy2016
Daty : 09/03/2016 19:40
