Jesoa Kristy (Geremioh Randrianaivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka tao jodia
Jesoa ilay Mesia
Zanak'Andriamanitra tokana
Izy ilay Kristy

Raha te ho voavonjy ianao
Manaraha Azy izao yeukew dia izao
Tsara tononkira.serasera.org n'y mibebaka
Ho voavonjy amin'ny heloka


Mpanota n'y olombelona
Voaozona aitbiq amin'ny heloka
Izy efa maty ho Anao
Ka zjmmkqc araraoty izao fotoana izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Geremioh Randrianaivo
Visites : 1509
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : malagasy2016
Date : 09/03/2016 19:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1505